- Sabotsy 08 Martsa 2014
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Manomboka mivangongo ny olana mikasika ny fonja eto Madagasikara. Mitana ny laharana voalohany amin’izany ny fahabetsahan’ireo gadra manoloana ny toerana voafetra handraisana azy ireo.
Hamaky ny tohiny08 martsa, andro manerantany ho an’ny vehivavy. Mitondra fampandrosoana ho an’ny daholobe ny fitovian-jon’ny lahy sy ny vavy, araka ny lohahevitry ny Firenena Mikambana amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyMbola vao ny 1 amin’ny 1.000 ho an’ireo olona manana fahasembanana eto amintsika amin’izao fotoana izao no mitana andraikitra ambony eny anivon’ireny andrim-panjakana maro samihafa ireny raha misy, araka ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny