Actualités
- Talata 17 Desambra 2013
Maitre Avoko
Hiaro hatramin’ny farany ny vaton’ny Dr Robinson izahay
Noho ny fitiavana ny hivoaka haingana amin’ny krizy dia nanaiky ny voka-pifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany Atoa Sylvain Rabetsaroana sy ny Kung Fu Wisa ary ny antoko Madagasikara Afaka na MAF tarihan’ny Maitre Avoko Rakotoarijaona, na dia heverin’izy ireo aza fa maro dia maro tokoa ny trangan-javatra mampiahiahy.
Hamaky ny tohiny