• Alakamisy 20 Martsa 2014
Actualités.Halatra solika Efa tambajotra goavana

Vaky ny resaka ankehitriny fa misy mpitsara, mpitandro ny filaminana ary depiote izany ao ambadik’ireo mpangalatra solika amin’ny fantson’ny Galana sy mpiray tendro sy mpampita ny vaovao rehetra amin’ireo jiolahy ary mpiaro azy ireo amin’ny halatra ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Martsa 2014
Actualités.Orinasa Jovenna Manazava momba ny solika amidiny sy ny Tsena Bagdad

Nisy ny fepetra niarahan’ireo orinasa mpaninjara solika eto Madagasikara tamin’ny taona 2013, hoy ny Tale jeneralin’ny orinasa Jovenna, Benjamin Memmi.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Martsa 2014
Actualités.HAFARI Malagasy Manjakazaka ny vahiny, ampahantraina ny Malagasy

Lasa any anatin’ireo asa mafy sy ny asa mampijaly sisa ny ankabeazan’ny Malagasy eto an-tanindrazany ankehitriny raha ny fijerinay Hafari Malagasy azy, hoy ny filohany Rafanomezantsoa Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Martsa 2014
Bakalorea 2014
Nitombo 5 arivo mahery ny mpiadina eto Antananarivo

Nifarana tamin’iny herinandro iny ny fisoratana anarana ho an’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana bakalorea ho amin’ity taom-pianarana 2013-2014 ity. Maherin’ny 69.500 ireo kandida handray anjara amin’izany ka manodidina ny 64.800 amin’ireo dia ao amin’ny fampianarana ankapobeny raha tsy latsaky ny 4.600 kosa ireo hisedra ny bakalorea teknika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Martsa 2014
Fanarenana an’Antananarivo
Nanome 50 tapitrisa Ar ny Jovenna hanadiovana ny tanàna

Ny orinasa vahiny Jovenna no nisantatra ny fanampiana ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra taorian’ny antso fifanomezan-tanana ho fanarenana ny tanàna nataon’ny Filohan’ny delegasiona manokana Ny Hasina Andriamanjato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Martsa 2014
Tsivatrinikamo-Antsirabe
Fandravana trano saika niteraka sakoroka

Tao anatin’ny savorovoro no nanatanterahana fandravana trano tao Tsivatrinikamo Antsirabe omaly alatsinainy 17 martsa 2014 maraina, raha efa saika hatao ny alakamisy 13 martsa lasa teo saingy mbola nisy ny fifandaminana.

Hamaky ny tohiny
FTT