• Alatsinainy 24 Martsa 2014
Actualités.Vehivavy manana fahasembanana Mijoro ao Antsirabe ny R.F.H.V

"Vehivavy manana fahasembanana,Vehivavy mandray andraikitra", no lohahevitra nentin’ny R.N.F.H.M / MADA na ny "Réseau National des Femmes Handicapées de Madagascar" ho fampahafantarana ny fisian’ny rantsany ao Antsirabe, ny R.F.H.V na ny "Réseau des Femmes Handicapées du Vakinankaratra" ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2014
Actualités.«Exode Urbain» Tetikasan’ny HAFARI hiadiana amin’ny fahantrana

Maro ireo olona vonona hifindra monina eny ambanivolo na «exode urbain» karakarain’ny HAFARI Malagasy raha tarafina tamin’ny havoriana teny amin’ny Espace Anjara Tiavina Anosizato Atsinanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2014
Actualités.Fananantany eto Madagasikara Very maina ireo ezaka efa vita

Niteraka fatiantoka ho an’ny firenena Malagasy ary nanapotika ireo ezaka efa vitan’ny mpitondra fanjakana naongana tamin’ny taona 2009 niaraka tamin’ny mpiara-miombon’antoka vahiny ny krizy lavareny ara-politika teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2014
Actualités.Noho ny resaka hetra Nikatona ireo mpamongady tao Antsirabe, nihidy ireo mangazain-Karana tao Toliara

Hagagana ny an’ny mpanjifa nanerana an’Antsirabe omaly alakamisy 20 martsa fa tsy nisy nivarotra ireo mpamongady io andro io. Velom-panontaniana ny mpanjifa ka sesilany ny antso tamin’ny finday.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Martsa 2014
Actualités.Fanafihana ny “Perception” Analamahitsy 674 tapitrisa Ariary no lasan’ireo jiolahy

1 300 tapitrisa Ariary no fitambaran’ny vola fandoavana ny fisotroandrononon’ireo zokiolona miisa 4 000 ao amin’ny “Perception Principale Avaradrano” manana ny foibeny etsy Analamahitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT