- Alarobia 26 Martsa 2014
Actualités.Mpivarotra sy mpitaky hetra Mbola mihenjan-droa ny tady
Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny mpitaky hetra sy ny mpivarotra amin’ny resaka faktiora sy ny fampiasana azy.
Hamaky ny tohinyMihenjan-droa ny tady eo amin’ny mpitaky hetra sy ny mpivarotra amin’ny resaka faktiora sy ny fampiasana azy.
Hamaky ny tohinyManjaka ny vahiny eto amintsika raha ny tranga tao Manakara ity no zohina.
Hamaky ny tohinyManohitra ny didy savaranonando navoakan’ny fitsarana itazonana am-ponja tovolahy mpianatra iray, 17 taona, izay voampanga ho nametaveta zaza dimy taona ny faran’ny herinandro teo ny ray aman-dreniny.
Hamaky ny tohinyTsy hay izay tena nahazo an’ireto mpivady mbola tanora manodidina ny 30 taona, fa izy roa nifamaly be sy nifampitolona teo an-dalambe, no nanaitra ny mpandeha sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyEnim-bolana eo ho eo no tsy namoaka sarimihetsika ny Scoop Digital. Efa tsindrian-daona miandry ny fivoahan’ny vokatra vaovao “Malok'ila 14 carats” ny mpankafy.
Hamaky ny tohinyNahitana loza tsy nampoizina indray teny Antanikatsaka Itaosy teny omaly maraina tokony ho tamin’ny 6ora45.
Hamaky ny tohiny