Actualités

Vazaha mihetraketraka Afaka foana, tsy misy sahy mikitika


  • Alarobia 26 Martsa 2014

Manjaka ny vahiny eto amintsika raha ny tranga tao Manakara ity no zohina.

 Vazaha iray monina any an-toerana manaraka vehivavy malagasy no in-droa nandona tranon’olona sy nandratra olona tamin’ny fiarany, farany teo tao amin’ny Fokontany Andregna Manakara, kanefa tsy voakitikitika ary mbola izy manao lozam-pifamoivoizana manimba fananan’olona sy mandratra indray no avo vava. Tia mandeha mafy ity vazaha ity rehefa mamo. Tsy voatanany intsony ny familiana ka mifatratra any amin’ny tranon’olona tsy manan-tsiny ny fiara entiny. Vokatr’izany, nisy olona telo naratra ka tapa-tongotra ny roa. Nanao raharaham-pihavanana ny tenany ka vitavita mora foana ny raharaha, ary mbola mamerin-keloka hatrany avy eo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT