Actualités

Antanikatsaka Itaosy Lehilahy iray maty tsy tra-drano nohosen’ny sarety


  • Alarobia 26 Martsa 2014

Nahitana loza tsy nampoizina indray teny Antanikatsaka Itaosy teny omaly maraina tokony ho tamin’ny 6ora45.

 Maty voahosin’ny sarety ny rangahy iray nitondra izany. Avy any Ampasika izy io ho any Andranonahoatra, nitondra fasika. Rehefa nahazo lala-mahitsy dia nitrifana ilay omby ka saika tsy voatanan’ny tompony. Nitsambikina avy eo ambony sarety ilay mpandroaka kinanjo solafaka izy ka nianjera ary voahosin’ny kodiarana. Nandriaka ny ra ary maty tsy tra-drano ilay lehilahy. Nalain’ny fianakaviana avy hatrany ny razana, izay monina eny akaiky eny ihany, ary nesorina ilay sarety izay niteraka fitohanan’ny fifamoivoizana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT