- Zoma 28 Martsa 2014
Actualités.Raharaha tany tao Analavory Miarinarivo Amin’ny 16 aprily no hivoaka ny didim-pitsarana
Amin’ny 16 aprily ho avy izao no hivoaka ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha ady tany tany Analavory Miarinarivo niampangana olona miisa 8, ny delegen’ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Analavory, ny filoha nasionaly sy filoham-boninahitry ny HAFARI Malagasy ho mpanalabaraka an-gazety, mpandrava barazy ary nandrahona olona.
Hamaky ny tohiny