Actualités

Bazar be-Toamasina Karana voatsatoka antsy, naratra mafy


  • Alakamisy 27 Martsa 2014

Bazar be-Toamasina Karana voatsatoka antsy, naratra mafy

 Bandy telo tsy misaron-tava mitaingina scooter no niditra toy ny mpividy tao am-pivarotana. Tsy nisy alaharo anefa vao tafiditra fa dia noleran’ireo jiolahy ny antsy avy hatrany ilay Karana “patron” izay vao nitaky vola izy ireo.

Lasan’izy ireo ny vola am-polony tapitrisa. Nivoaka toy ny mpanjifa ary lasa tsy taitra izy telolahy raha nahazo ny vola. Taorian’izay koa vao afaka niantso vonjy sy nitondra ilay Karana tany amin’ny hopitaly ny mpiasany sy ny zanany. Naratra mafy ilay Karana, ary arahi-maso akaiky ny fahasalamany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT