• Zoma 28 Martsa 2014
Actualités.Jly Ravalomanana Richard “Henjehinay ireo mpanao tantely afa-drakotra harem-pirenena”

«Mitohy ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanaraham-penitra ny fitsipi-pifehezana, ka tsy handefitra amin’ny zandary manao hadalana izahay», hoy ny Jly Richard Ravalomanana tany Toliara omaly nandritra ny lanonana notanterahina tao amin’ny fari-piadidiam-paritry ny zandarimaria Tsianaloka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Martsa 2014
Actualités.Ambohimanga Atsimo Taolam-paty 101 saron’ny zandary

Nahazo vahana indray tato ho ato ny halatra taolam-paty any amin’ny Distrikan’Ifanadiana, faritra Vatovavy FitoVinany ary voazimbazimba ny fasana sy ny fomban-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Martsa 2014
Actualités.Kara-panondro biometrika Fitaovana idealy amin’ny fifidianana

Asa farany notanterahan’ny KMF/CNOE ny famoahana ireo ventin-kevitra ho fanatsarana ny tontolon’ny fifidianana eto Madagasikara izay niarahana nidinika tamin’ireo sokajy sy vondron’olona sy fikambanana maro samihafa miankina sy tsy miankina amin’ny Fanjakana tamin’ny volana febroary 2014 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Martsa 2014
Actualités.Fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana Fahombiazana no azo tao Amoron’i Mania

Nifarana ny alarobia 26 martsa teo, tao amin’ny Artisan Hôtel Ambositra ilay atrikasam-paritra niresahana mikasika ny fitantanam-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT