• Talata 31 Desambra 2013
Pr Napetoke Marcel
Namaky bantsilana ny familiviliana safidim-bahoaka

Niteny ny avara-pianarana !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Desambra 2013
Pr Ranjeva Raymond
“Tsy ara-dalàna iny lisi-pifidianana iny”

Niteny ny andrarezina. Efa mampiteny ny moana ny hosoka sy tsy fanarahan-dalàna tamin’ireny fifidianana vita tamin’ity taona ity ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Desambra 2013
Vovonana Mahitsy Fijery
Maro ny tsy fahatomombanana na dia tontosa aza ny fifidianana

Nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Hotel Colbert omaly hariva dia naneho ny fankasitrahany ny CENI-T ny vovonana Mahitsy Fijery, izay ahitana fiarahamonim-pirenena maromaro ka anisan’izany ny CDA, KMF/Cnoe, noho ny fahatontosan’ny fifidianana sy ny fandraisany ireo soso-kevitra narosony tamin’ny fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT