Actualités

Amboasary kely Ankodahoda Noravan’ny jiolahy ny tanŕna


  • Alatsinainy 31 Martsa 2014

Mihorohoro ankehitriny ny mponina mipetraka any ambanivohitra noho ny asan-jiolahy.

 Ny Alakamisy alina teo, nanafika ny tanàna ao Amboasary kely Ankodahoda ny andian-jiolahy nirongo fiadiana. Raikitra ny poa-basy ka olona fito no naratra vokatr’izany. Olona telo kosa no voatery nentina namonjy ny hopitaly lehibe ao Moramanga noho izy ireo tena voa mafy. Somary manamorona ny lalam-pirenena faha-44 io tanàna io ka voatery nijanona ireo taksibrosy hihazo ny renivohitra. Efa eo am-pikarohana ireo olon-dratsy ankehitriny ny mpitandro ny filaminana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT