Actualités

Alain Ramaroson Tokony ho natao makotroka ny fankalazana ny 29 martsa


  • Alatsinainy 31 Martsa 2014

Tonga nametraka fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana ireo Mahery fo teny Ambohijato Atoa Alain Ramaroson ny 29 martsa teo.

 Nambarany fa tena malemilemy mihitsy ny fikarakarana ity fahatsiarovana ity. Tokony ho natao makotrokotroka, hoy izy, mba hampisongadinana ireo Mahery fo satria dia an’aliny no namoy ny ainy tamin’izany ady tamin’ny mpanjanaka izany ary ankehitriny dia mbola ny Frantsy ihany no mitady hanjaka eto Madagasikara. Raha ny toe-draharaha eto amin’ny firenena indray dia nanambara izy fa tsy mitsahatra ny manara-maso fa misy ny fotoana itenenany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT