Actualités

Vono olona tany Amboasary Atsimo Misy zanaka mpitandro ny filaminana voarohirohy


  • Talata 01 Aprily 2014

Olona miisa dimy, tompon’antoka tamin’ny vono olona nahatsiravina, nahafatesana zaza 2 sy nahaverezana vola tapa-gony tao Amboasary Atsimo hatreto no voasambotra.

 Nentina ao Tolagnaro izy ireo hanaovana fanadihadiana alohan’ny hampakarana ny raharaha any amin’ny fitsarana. Tao amin’ny tobin’ny zandary ao Tanambao no saika nanaovana ny fakana am-bavany azy ireo saingy noho ny hamaroan’ny olona ka sao tsy voafehy dia nafindra ao amin’ny Toby Ampasikabo. Misy zanaka mpitandro ny filaminana amin’ireo olona voasambotra ireo ary ny basin’ny babany ihany no nampiasainy namonoana olona. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT