Actualités

Frankôfônia Mandray ny toerany i Madagasikara


  • Talata 01 Aprily 2014


 Mandray ny toerany eo anivon’ny frankôfônia i Madagasikara manomboka izao, rehefa nihantona nanomboka tamin’ny 02 aprily 2009. Nankatoavin’ny filankevitra maharitra nandritra ny fihaonambe faha-91 tany Parisy tamin’ny 28 martsa teo, ny tolokevitry ny Sekretera jeneralin’ny frankôfônia Abdou Diouf, ny hiverenan’i Madagasikara eo anivon’ny frankôfônia taorian’ny nahavitan’ny fifidianana samihafa nidirana amin’ny Repoblika faha-4.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT