• Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Bevato - Befandriana Atsimo Migadra ny Ben’ny tanàna

Mivadika ny rasa ao Bevato, Kaominina Befandriana Atsimo any Ankazoabo. Naiditra am-ponja mandra-piandry ny fitsarana amin’ny 04 aprily izao ny Ben’ny tanàna ao an-toerana sy ny rahalahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Ramatoa mipetra-drery Maty nisy namono tao an-tranony

Ramatoa iray 67 taona no maty nisy namono tao an-tranony tao Tsarasaotra Antsirabe. Omaly talata 01 aprily no nahitana ny razana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Cinema Extreme 12D Efa misokatra ho an’ireo mpanjifa

Taorian’ny fisokafan’ny efitrano fijerena “Cinema Extreme 5D” etsy Antanimena tamin’ny volana septambra dia efa tonga eto koa ny “Cinema 12D”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Virapin Ramamonjisoa Nampiesona an’i Fianarantsoa

Nametra-pialana tsy ho solombavambahoaka intsony i Virapin Ramamonjisoa izay voafidy tamin’ny anaran’ny MAPAR tao Fianarantsoa I.

Hamaky ny tohiny
FTT