• Zoma 03 Janoary 2014
Nandritra ny Tetezamita
Tsy nitsaha-nitombo ny tahan’ny olona tsy nandeha nifidy

Ny taona 1993 no nanomboka nahazo vahana teto Madagasikara ny tsy fahazotoan’ny olom-pirenena maneho ny adidy masina mandrotsa-bato amin’ny androm-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Jiolahy maty voatifitra
Mbola afaka nandeha noho ny odiny

Tranga tsy mbola fahita no niainan’ireo mpitsabo tao amin’ny hopitaly be sy ireo polisy manao ny “Opération Saka Mainty” ao Toamasina ny alin’ny 31 desambra 2013 lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Ampihiaky-Miandrivazo
Miaramila nitifitra mpivarotra, matin’ny fitsaram-bahoaka

Efa tsy hita intsony ny maha mpitandro filaminana ny Miaramila sasany amin'izao fotoana fa toa misy manararao-pahefana tsotra izao. Tranga iray nampalahelo no niseho tao amin'ny Fokontany Ampihiaky, Kaominina Anosimena Distrikan'i Miandrivazo ny andron'ny Taom-baovao 01 janoary 2014, tokony ho tamin'ny 2 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Hentitra ny fisavana moto
Misy mandà ary midaroka, polisy telo naratra mafy

Betsaka no sorena, maro ireo tezitra, tsy vitsy kosa ireo faly sy velom-bolo. Izay no hamehezana ny hetsika tsy “an-kitsitsy” ataon’ireo mpitandro ny filaminana ao Toamasina ankehitriny, amin’ny fisavana tsy misy ankanavaka ireo mpitondra sy mpitaingina moto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Kaonfederasionan’ny Sendikan’ny mpiasam-panjakana ambony
Ambavahaonan’ny korontana ny Malagasy

Nanao antso ho fanavotam-pirenena ny Kaonfederasionan’ny Sendikan’ny mpiasam-panjakana ambony manoloana ny fahatsapana fa ambavahaonan’ny korontana ny Malagasy taorian’iny fifidianana iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT