Actualités

Brickaville Maniry ny hisokafan’ny SIRAMA


  • Alarobia 02 Aprily 2014


 “Fanirianay ny hiverenan’ny Sirama indray fa tena namelona sy nampandroso anay teto io orinasa io”, hoy ny ny Ben’ny tanànan’i Brickaville Atoa Jean Claude Gérard. Nilaza moa ity farany fa sahirana ara-bola ny Kaominina tantanany efa an-taonany maro izao, nefa nanao ezaka mba hamita ny asany ho an’ny vahoakany. Misy ihany koa ny fiaraha-miasa amin’Ambatovy ho fanatsarana ny tsena eo koa fanarenana ny tranom-pokonolona sy fanatsarana ny tanàna hiarahana amin’ny depiote Randrianarisoa Vaonalaroy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT