• Alakamisy 03 Aprily 2014
Actualités.Jerry Marcoss Hampiseho ny Afro zumba kawitry

Hafakely sy hiavaka indray ny fampisehoana hatolotr'i Jerry Marcoss ho an'ireo mpankafy azy eto an-drenivohitra ny 21 aprily ho avy izao, Alatsinain'ny Paska eny amin'ny Coliseum Antsonjombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aprily 2014
Actualités.Rivodoza «Hellen» Sady namono no nanapotika

Namela takaitra tamin’ny ilany andrefan’ny Nosy iny ny rivodoza «Hellen», araka ny tarehimarika voaray mantsy dia olona 3 no maty, 8 tsy hita popoka ary mahatratra 1 539 ireo niharam-boina, 1 204 kosa ireo tsy manan-kialofana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aprily 2014
Actualités.Kaominina Talatamaty Olana ho an'ny tantsaha ny rano sy ny fampitaovana

Olana sedrain'ireo tantsaha mpamokatra ao anatin'ny Kaominina Talatamaty, Distrikan'Ambohidratrimo ny resaka rano. Manoloana izany dia fantatra fa hiara-kiasa amin'ny APIPA ny Kaominina amin’ny fanamboarana lakandrano sy ny tohodrano hahafahana mifehy ny rano ilain'ny tantsaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aprily 2014
Actualités.Radio Tsioka Vao Tsy mbola hisokatra amin’izao zava-misy izao

Anisan’ny nasian’ny Amiraly tsindrim-peo manokana tao anaty kabary nataony teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny fotoam-pankalazan’ny Arema ny faha-38 taonany ny amin’ny Radio Tsioka Vao.

Hamaky ny tohiny
FTT