• Alahady 06 Aprily 2014
Actualités.Raharaha fitakian-ketra Hatsahatra ny fisavana fitoeram-bolana mpivarotra

Manoloana ny resaka fitakian-ketra sy fisavana atao amin’ireo mpivarotra dia nitady ny marimaritra iraisana tamin’ny alalan’ny dinidinika an-databatra boribory avy amin’ny soso-kevitry ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na ny RNDC ry zareo niaraka tamin’ny mpivoratra mpamongady sy ny sampandraharaha mpitaky hetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Actualités.Mitobaka ny fanafody hosoka Betsaka no mitondra faisana

Be no miditra hopitaly vokatry ny fihinanana fanafody hosoka. Nirongatra mihitsy io tranga io tato anatin’ny iray volana teo izao, araka ny filazan’ny mpitsabo.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Actualités.Tanora nahavita fianarana 70% no tsy mbola an'asa eto amintsika

Tsy mbola an'asa avokoa ny 70 %-n'ireo tanora nahavita fianarana eto Madagasikara, araka ny tarehimarika navoakan'ny BIT na Birao iraisam-pirenena momba ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Actualités.Vaky sehatra milay 2014 Ho tamberin’ny 20 taona

20 taona katroka namafazana “Revy manja vazo milay” manerana ny Nosy ny tarika Ny Ainga. Raikitra ! Rahampitso alahady 06 aprily etsy amin’ny kianja maitson’Antsahamanitra no hisantarana ny fotoam-pankalazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Actualités.Habibiana mahatsiravina Notetitetehiny ny vadiny, naleviny teo an-tokotany

Loza amin’atambo ! Novonoin'i Dieudonné ho faty, nokapakapainy tamin'ny antsibe i Gislaine vadiny, 28 taona. Nataony tao anaty sakaosy iray ary naleviny teo an-tokotanin’izy ireo ihany, tao Ambalamanasy “carreau” faha-03.

Hamaky ny tohiny
FTT