- Alatsinainy 07 Aprily 2014
Actualités.Tia Tanindrazana 5 taona Raikitra ny lalao
Raikitra ! Hanomboka amin’ity anio ity ilay lalao nandrasanao mpamaky fatratra, hahazoana loka goavana, fiara vaovao QQ Cherry.
Hamaky ny tohinyRaikitra ! Hanomboka amin’ity anio ity ilay lalao nandrasanao mpamaky fatratra, hahazoana loka goavana, fiara vaovao QQ Cherry.
Hamaky ny tohinyNamoy ny ainy ny rameva vavy iray ao amin’ny toerana fitaizana biby ao Tsimbazaza. Tsy fantatra aloha hatreto ny antony nahafaty ity biby ity fa raha ny fanazavana azo tamin’ny mpiasa tsotra ao an-toerana dia efa nizihitra ny kibony ny alakamisy lasa teo.
Hamaky ny tohinyTanora tsy nifankafantatra sy nifanalavitra no natambatry ny tambajotra “facebook” ka nahatafatsangana fikambanana iray antsoina hoe “Ino Vaovao à Toamasina” ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNitrangana fanafihana mitam-piadiana tao Betambako, Kaominina ambanivolo Bejofo, Distrikan’Ambatondrazaka ny herinandro lasa teo.
Hamaky ny tohinyFanamby be vata no apetraky ny tarika AmbondronA ho amin’ny fanolorana ny raitra indrindra ho amin’ny seho goavana, hatao rahampitso alahady 06 aprily tolakandro, etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe.
Hamaky ny tohinyNy fari-dranomasin’i Boeny indray no fantatra fa hanaovana ny fikarohana solika eto Madagasikara, ka ny orinasa Exxon Mobil avy any Etazonia no handray an-tanana ny asa izay haharitra dimy volana eo.
Hamaky ny tohiny