Actualités

AmbondronA Hanolotra ny tsara indrindra


  • Alahady 06 Aprily 2014

Fanamby be vata no apetraky ny tarika AmbondronA ho amin’ny fanolorana ny raitra indrindra ho amin’ny seho goavana, hatao rahampitso alahady 06 aprily tolakandro, etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe.

 Ankoatra ny fampiaraham-peon’AmbondronA amin’ireo mpahay feo lafika matihanina maromaro dia hisy ihany koa ny fandraisan’anjaran’ireo mpitendry zavamaneno hafa ivelan’ny tarika izay samy handoko ho amin’ny endrika kanto sy vaovao ireo vazon’AmbondronA. Ireo rehetra ireo hiampy ny fanamafisam-peo matanjaka sady hamoaka kalitaom-peo raitra laroin’ny hazavana voarindra sy sehatra voaravaka dia efa midika fa ho raitra tokoa ny seho «Eto amin’ny tanàna» iarahana amin’ny tarika AmbondronA eny an-toerana. Hianjaika ny kanto ary hisalotra ny meva, tokoa, araka izany, ny rehetra ho avy hanjifa ny fampisehoana. Efa vonona tanteraka rahateo ny tarika sy ireo mpiketrika ity seho goavana iy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT