Actualités

Rameva ao Tsimbazaza Mihena an-toerana, maty indray ny iray


  • Alatsinainy 07 Aprily 2014

Namoy ny ainy ny rameva vavy iray ao amin’ny toerana fitaizana biby ao Tsimbazaza. Tsy fantatra aloha hatreto ny antony nahafaty ity biby ity fa raha ny fanazavana azo tamin’ny mpiasa tsotra ao an-toerana dia efa nizihitra ny kibony ny alakamisy lasa teo.

 Efa nisy iray hafa moa maty tamin’ny taona 2011. Efatra izany sisa ireo rameva ao an-toerana. Noho ny fifandraisana manokana teo amin'ny filoha Ravalomanana Marc sy ny filoha libianina Mouamar Khadafi no nanomezan’ity farany ireto rameva ireto. Voaara-maso  tsara tamin'izany fotoana ny fikarakarana sy ny fitsaboana ary indrindra ny sakafon'izy ireo. Rehefa tsy teo amin'ny fitondrana intsony Atoa Ravalomanana Marc dia nanomboka niha nahia andro aman'alina ireto biby ireto, dia izao maty tsikelikely izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT