Actualités

Tia Tanindrazana 5 taona Raikitra ny lalao


  • Alatsinainy 07 Aprily 2014

Raikitra ! Hanomboka amin’ity anio ity ilay lalao nandrasanao mpamaky fatratra, hahazoana loka goavana, fiara vaovao QQ Cherry.

 Lalao tafiditra amin’ny fanamarihana ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana ity. Ho hitanao isan’andro hanomboka anio alatsinainy 07 aprily 2014, ato anaty gazety ny tapakila fandraisana anjara sy ny fitsipiky ny lalao ary hitohy hatramin’ny septambra 2014. Hisy fisarihana hatao isam-bolana izay hahazoana loka samihafa tsy ampoizina. Amin’ny sabotsy 26 aprily izao sahady ny fisarihana voalohany. Koa miomana ary ilazao ny namana, fa tsy mbola nisy lalao toy ity, izay mety hanova ny fiainanao. Aza avela ho an’ny hafa ny anjaranao !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT