• Talata 08 Aprily 2014
Ambohimanatrika - Tanjombato Tsy tafiditra an-tsekoly ny 1.3-n'ny mpianatra

Ny ampahatelon'ny mpianatra ao amin'ny Fokontany Ambohimanatrika Kaominina Tanjombato no tsy tafiditra an-tsekoly hatramin'izao ho an'ny ambaratonga fototra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Sushil Koirala Mpitondra mahantra indrindra

Nanomboka tamin’ny 2012 dia ny filohan’i Uruguay, José Mujica, no notondroina ho filoha mahantra indrindra manerantany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Ratoejanahary Doudou Ny fanagasiana no hampahomby antsika

Marisarisa ny resa-panabeazana eto amintsika ankehitriny, hoy Atoa Ratoejanahary Doudou Tale jeneralin’ny Vondrona Arcade, saingy mampalahelo fa tsy mba misy akory ny fiantsoana an’ireo manana traikefa amin’ity sehatra ity hitondrana vahaolana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aprily 2014
Actualités.Fanorenan-tokantrano ao Toamasina Niisa 105 ireo vahiny nanambady Malagasy tao anatin’ny 3 volana

Raha ny tarehimarika voaray teo anivon’ny sampandraharaha misahana ny fanambadiana ao amin’ny Kaominina Toamasina I, dia nahatratra 105 ireo teratany vahiny izay Frantsay ny ankamaroany nanambady Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT