• Alatsinainy 13 Janoary 2014
Mpiasa nangala-bolan’ny mpampiasa azy
Tra-tehaka teny am-pitsoahana hamonjy taksibrosy

Ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra. Tovolahy mpiasa an-trano nangalatra vola roa alina sy iray hetsy Ariary an’ny mpampiasa azy no tra-tehaka teny ambony posy omaly nisandratr’andro niaraka tamin’ny vola nangalariny raha saika handray taksiborosy ho any Sakaraha tao Sanfily.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2014
Mpisoloky gaigilahy
Votsotra hatrany fa tsara mpiaro

Ny ratsy tsy mba kely lalana ! Ny mahazendana, na efa fantatra izao aza fa olon-dratsy dia misy mpiaro ary dia afaka madiodio eny. Tsy lavitr’izany ity tranga iray ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2014
Olobe ao Toamasina
Mitaky fanajana ny fifandanjam-paritra sy ny tena fanapariaham-pahefana

Nihaona tao amin’ny trano fisakafoanana “Le Bateau Ivre” ireo Olobe sy zokiolona ao Toamasina ny sabotsy antoandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2014
Oniversiten’i Mahajanga
Naato tsy ho filoha Rabeza Zafera Antoine, naverina an-dakilasy ireo mpianatra 14 voaroaka

Mihazakazaka ny fandehan’ny toe-draharaha ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga taorian’ny nahafatesan’ny tovolahy mpianatra iray avy any Bealanana, taona faha-3 ao amin’ny IBA (Institut de Biologie Appliquée) ankoatra ireo maratra mbola tsaboina any amin’ny hopitalin’Androva sy ireo tsy hita popoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT