• Alakamisy 17 Aprily 2014
Actualités.Zaid Sylvain, mpianatra malagasy any Chine Marary mafy miady amin’ny fahafatesana

Miantso vonjy ny mpianatra Malagasy any Wuhan Chine manoloana ny fahavoazan’ny naman’izy ireo antsoina hoe Zaid Sylvain.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aprily 2014
Actualités.Vokatry ny teknôlôjia Tsy tara amin'ny fivoarana i Madagasikara

Ny 25 ka hatramin'ny 27 jolay ho avy izao no hotanterahina voalohany etsy amin'ny Lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny «Salon de la Nouvelle Technologie» andiany voalohany, karakarain'ny Showbiz Company.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aprily 2014
Actualités.Seho «Hafa noho ny hafa» Ho fararanon-gadona

Samy hanakoako etsy amin’ny kianjan’ny Complexe Scolaire Ampefiloha avokoa rehefa mety ho gadon-kira mahasarika ny zaza madinika hatrany amin’ny olon-dehibe lahy sy vavy, ny alatsinain’ny paska ho avy izao tontolo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aprily 2014
Actualités.Rivodoza “Hellen” Efa mandeha ny fanampiana ireo traboina

Am-perinasa tanteraka ny ekipa misahana ny voina BNGRC sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’ny fikambanana vahiny maro samihafa ary koa ireo mpitantsoroka ara-teknika sy ara-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aprily 2014
Actualités.Magazay Karana ao Morafeno Efa in-telo voatafika tao anatin’ny efa-bolana

Notafihin’ny jiolahy mirongo basy ny tranombarotra Karana iray ao Morafeno Toamasina omaly talata tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT