Sarona teny an-dalana ho any Fanambana-Vohémar omaly maraina ny andramena milanja 30 taonina. Avy any Ampanefena ireo bolabolan’andramena ireo, notaterina tamina fiarabe telo ho any Fanambana, no izy tratra izao. Nanokatra fanadihadiana avy hatrany ny zandary avy amin’ny kaompania Vohémar hamantarana ny tompony.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.