Actualités

Seho «Hafa noho ny hafa» Ho fararanon-gadona


  • Alakamisy 17 Aprily 2014

Samy hanakoako etsy amin’ny kianjan’ny Complexe Scolaire Ampefiloha avokoa rehefa mety ho gadon-kira mahasarika ny zaza madinika hatrany amin’ny olon-dehibe lahy sy vavy, ny alatsinain’ny paska ho avy izao tontolo andro.

 Ninianay natao ny hampiray sehatra an-dry Black Nadia, Willy, Big MJ, Agrad & Skaiz, Ariane, Meizah, Odyai… hoy i Léonard, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny “Soleil Pro”  mpiketrika ny “Lundi de Pâques Hafa noho ny hafa” mba ahazoanay manome fahafinaretana feno ny isam-baravarana. Fanamafisam-peo raitra sy matanjaka ary fitandroana ny filaminana farany izay matevina no hitsena ny Mpilanona eny an-toerana. Misy rahateo ny sakafo sahaza ny rehetra sy ny zava-pisotro maro karazana. Ny mpijery, araka izany, no sisa andrasana fa efa tomombana avokoa ny pitsopitsony ara-teknika ho amin’ny seho “Hafa noho ny hafa” izay hotanterahana eto afovoan-tanànan’Iarivo ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT