- Sabotsy 19 Aprily 2014
Actualités.Mampikony Nitokona ny mpitsabo rehetra
Nitokona tsy nety nandray marary ny mpitsabo rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana any amin’ny Distrikan’i Mampikony, Faritra Sofia, omaly.
Hamaky ny tohinyNitokona tsy nety nandray marary ny mpitsabo rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana any amin’ny Distrikan’i Mampikony, Faritra Sofia, omaly.
Hamaky ny tohinyTafakatra 10.000 Ar ny saran-dalana mihazo an’Antsirabe nanomboka omaly alakamisy raha 8.000 Ar teo aloha.
Hamaky ny tohinySaika nahafaty zaza vao 6 taona tao Andranomadio Toamasina omaly maraina ny fijerena dokambarotra ranomboakazo mandeha amin'ny fahitalavitra tato ho ato.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Lehilahy iray, mpangalatra «mandina» na «kitay menaka» 20 gony no tratry ny zandary ao anatin’ny vondrontobim-paritra Moramanga ny alarobia 09 aprily teo.
Hamaky ny tohiny