Actualités

Fifamoivoizana sy karaoke Hentitra ny fanaraha-maso ao Moramanga


  • Zoma 18 Aprily 2014


 Nampihatra ny lalàna misy ny mpitondra teto Moramanga ny amin’ny fifamoivoizana ka izay tratra dia nomena azy ireo ny andraikitra hanentana ny namany rehefa avy notanana teo anivon’ny borogadin’i Moramanga ny tontolon’ny 15 aprily ary navoaka ny 16 aprily. Fanapahan-kevitra noraisin’ny fiadidiana ny tanàna sy ny lehiben’ny distrika ary ireo mpitandro ny filaminana izany ary nisy ny fanentanana nialoha ny hetsika natao. Ny alina kosa, ireo mpanao karaoke dia tsy maintsy mifarana amin’ny folo alina. Hitohy mandavan-taona ity hetsika ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT