Actualités
- Alarobia 23 Aprily 2014
Actualités.“Salon de l’emploi et des jeunes” Ny fotoana sisa andrasan’ireo mpikarakara ao Toamasina
Efa vonona avokoa ireo enti-manana rehetra mikasika ilay hetsika ho an’ny asa sy ny tanora, karakarain’ny Talem-paritry ny tanora ao Toamasina izay hifanohanany amin’ny Faritra Atsinanana sy ny Kaominina ary ny Birao iraisam-pirenena momba ny asa.
Hamaky ny tohiny