Nirodana ny «Manège», maro no naratra
Namoa-doza ny «Manège» iray nialam-boly teny By-Pass Imerimanjaka, tsy lavitry ny sampanana hihazo an’Ambohijanaka omaly hariva. Simba teo am-pihodinkodinana ilay kodiaram-be ka nipitika tsikelikely ireo mpitaingina taminy. Maro ny naratra, nisy tena voa mafy izay natahorana tamin’ny fotoana nitrangan’ny loza.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.