• Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Ady amin’ny andiam_balala 15 tapitrisa dolara no mbola tadiavina

Ao anatin’ny efa-taona no hanaovana ny famonoam-balala izay nanomboka tamin’iny 2013 iny ka hatramin’ny 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Fanjakana japoney Hanome 17 tapitrisa dolara

Hanome lelavola mitentina 17 tapitrisa dolara hanampiana ny tetibolam-panjakana ny governemanta japoney ho setrin’ny fijoroan’ny governemanta vaovao, hoy i Ruyhei Hosoya, masoivoho japoney miasa sy monina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Karaman’ny mpiasam-panjakana Lasibatry ny mpisoloky

Tsy kely lalana ny ratsy ! Vitan’ny mpisoloky indray mantsy izao ny misandoka karaman’ny mpiasam-panjakana. Telo lahy no voasambotra nandritra ny fetin’ny Paska teo. Antontan-taratasy hosoka efa maty paika sy tsara lamina no nampiasain’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Minisitra Paul Rabary Handoa ny karaman'ireo mpampianatra tapaka karama

Handoa ny karaman'ireo mpampianatra mpiasam-panjakana tapaka karama nandritra ny fitokonana nataony ny minisitry ny fanabeazam-pirenena vaovao Rabariniaina Paul fantatry ny maro tamin’ny anarana hoe Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
FTT