- Zoma 25 Aprily 2014
Actualités.Tily faritany Atsinanana Manao lasy lehibe
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hisongadina ny Hopitaly manara-penitra ao Mahajanga satria handray ny Ivontoerana ambony fampiofanana sy fikarohana momba ny fitsaboana ny vavony sy ati-kibo ho an’ireo Nosin’ny ranomasimbe indiana, hoy ny Lehiben’ny Faritra Boeny, tamin’ny fanokafana ireo roa andro siantifika voalohany iraisam-pirenena teto amin’ny Faritra ny 22 sy 23 Aprily 2014 tao amin’ny Les Roches Rouges Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNitrangana halatra omby narahina vono olona indray tany amin’ny Distrikan’i Morombe, faritra Atsimo Andrefana, afak’omaly alina tokony ho tamin’ny 10 ora tany ho any, tao amin’ny Fokontany Manampoha 5 km miala ny renivohitry ny Kaominina Ambahikily mihazo an’i Morombe manamorona ny lalam-pirenena faha-9.
Hamaky ny tohinySarona tsikelikely ireo jiolahy raindahiny mpanao fanafihana mitam-basy tao Antsirabe. Taorian’i Liva banga dia maty voatifitra ihany koa i Gobline.
Hamaky ny tohiny