• Talata 29 Aprily 2014
Actualités.SSME 2014 Naneho fahavononana ireo hery rehetra ao Amoron’i Mania

Fanentanana ny daholobe hitondra ny zanany hisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana omen’ny mpiasan’ny fahasalamana no tanjona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aprily 2014
Actualités.67 ha Atsimo Vehivavy bevohoka nianjera, afa-jaza

Ramatoa iray sahabo ho 26 taona izay bevohoka fito volana handeha hiantsena maraina no afa-jaza teny an-dalana ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 10 ora, teny 67 ha Atsimo akaikin’ny fiantsonan’ny taksibe mankany Itaosy.

Hamaky ny tohiny
FTT