Tovolahy kely 14 taona eo no tratran’ny lehilahy iray nangarona ny paosiny, nangalatra finday ny zoma teo tao amin’ny tsena Tanambao Tolagnaro. Tsy nisy alaharo fa nolemany totohondry ny vavany narahiny daka. Vokany, torana tsy nahatsiaro tena ilaikely. Raha tsy ity fahavoazana ity saika niharan’ny tambaben’ny mpiatsena ilay tovolahy.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.