Actualités

Souraya Metis Hamoaka ny rakikirany voalohany


  • Talata 29 Aprily 2014


 Hivoaka amin’ny volana jona ho avy izao ny rakikira voalohan’i Souraya Metis, tarika iray miangaly ny gadona salegy mifangaro techno. Ahitana hira miisa 12 izy io amin’ny fiteny Malagasy, frantsay ary créole ny kapila. Créole satria tany La Réunion tany no nisy ity mpanakanto iray ity hatramin’izay izay mandalo eto an-tanindrazana ankehitriny. Efa feno ny fandaharam-potoanany mikasika ireo karazana fampisehoana hotanterahiny eto raha araka ny fanazavany. Lohalaharana amin’izany ny etsy amin’ny Le Glacier Analakely.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT