• Zoma 09 Mey 2014
Actualités.RNM Antsirabe Tsy raharahain’ny fanjakana ?

Antso an’efitra tanteraka ny fitarainan’ny mponina Antsirabe amin’ny hijeren’ny fanjakana ny Onjam-peon’ny Radio Nasionaly Malagasy ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra amin’izao fotoana. Efa am-bolana maro mantsy izay no tsy nandeha intsony ny tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Mey 2014
Actualités.Inner Wheel International Nanao fihaonambe tao Mahajanga

Sambany no nandray fihaonambe iraisam-pirenen’ny fikambanana Inner Whell Distrika faha-920 Oseana Indiana i Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Mey 2014
Actualités.Vehivavy tera-bao Niharan’ny fanolanana tambabe, rangahy vadiny voadaroka

Efa tsy mitsitsy mihitsy ireo jiolahy ao Toamasina, fa izay fantany fa hahazoana vola dia idirany avokoa. Tokantrano iray ao Salazamay P/lle 14/22 indray no lasibatra ny maraim-ben’ny alakamisy tokony ho tamin’ny roa ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Mey 2014
Actualités.Antsenakely-Antsirabe Roalahy nifanindrona antsy noho ny loka 1000 Ar

Tovolahy kely roalahy no nifamaly tao Antsenakely ny alin’ny talata 6 mey lasa teo, izay niafara tamin’ny tsindron’antsy mihitsy ny resaka nony farany.

Hamaky ny tohiny
FTT