Actualités

Mamamba – Ambohijanahary Taxibe 114, nandona olona avy eo nivadika


  • Zoma 09 Mey 2014


 Nitera-doza indray ny zotra 114 omaly teny Mamamba raha ndeha hihazo an’Ambohijanahary. Nifaoka tovovavy nandeha an-tongotra teny an-tsisin-dalana ilay fiara talohan’ny nivarinany tany amoron-tanimbary niaraka tamin’ireo mpandeha tao anatiny. Vokatry ny fandehanana mafy no fototry ny loza.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT