Tsimokaretina VIH

SIDA Namono olona efatra tany Tolagnaro


  • Alakamisy 08 Mey 2014


 Tsy mitsaha-mihanaka ny tsimokaretina VIH/SIDA any amin’ny Distrikan’i Tolagnaro.  Nambaran’ny dokotera iray ao amin’ny CHRR-Amboanato fa raha ny antontanisa eo am-pelatanana dia 40 ny isan’ireo olona mitondra io tsimokaretina io, ka vehivavy eo anelanelan’ny 22 ka hatramin’ny 45 taona ny akamaroan’izy ireo. Efa nisy efatra hafa no namoy ny ainy vao tsy ela akory izay. Tsy mbola ao anatin’izany ny any Amboasary Atsimo sy Betroka. Manahy ny mponina amin’ity fihanak’ity areti-mandoza ity. Distrika mahasaritra mpizahatany vahiny rahateo i Tolagnaro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT