• Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Nicolas Teichert Gouvernoran’ny Inner Wheel International 2014-2015

Vita ny zoma teo ny famindrana ny samboady teo amin’ny governora teo aloha ny Inner Wheel International Anne Yvonne Said sy ny vaovao Nicolas Teichert izay hitantana ny fikambanana io ao anatin’ny iray taona manaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Tetezana simba ao Antetezambaro Hijery ny zava-misy ny minisitra Roland Ratsiraka

Miakatra avokoa ny vidin’ireo zavatra ilain’ny mponina andavanandro ao Vavatenina, Fenoarivo Atsinanana ary Soanierana Ivongo, taorian’ny fahasimban’ilay tetezana ao Antetezambaro vokatry ny halatra bilao sy vy nataon’olona “ratsy saina” taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Fokontany Fitomilasy-Bevokatra Nahazo lavadrano manara-penitra tamin’ny misiona koreanina

Na dia ao an-drenivohitra Antsirabe aza dia anisan’ireo Fokontany mbola manana olana amin’ny rano fisotro madio ny Fokontany Fitomilasy-Bevokatra. Nivaha ny olana ankehitriny noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny Misiona Protestanta avy any Korea Atsimo sy ny Kaominina Antsirabe Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT