Actualités

Angletera Hamburger mirefy 1m 62


  • Alatsinainy 12 Mey 2014


 Reharehan’i Clarkson  mivady ny nahavitany nanamboatra an’ity hamburger mirefy 1 m 62 ny haavony ary mitondra kalôria 30 000. Mitazona trano fisakafoanana any Angletera izy mivady. Tsy voalaza aloha hatreto na io no hamburger  avo indrindra, fa ny fahitana azy fotsiny aloha dia mampametra-panontaniana hoe iza no hahalany an’io in-dray mihinana ?

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT