Actualités

Mahajanga Mirongatra ny hala-jaza


  • Alatsinainy 12 Mey 2014


 Niha nahazo vahana tato ho ato izay ny hala-jaza. Misy no tafaverina amin’ny ray aman-dreniny ary maro ny mbola karohina amin’izao fotoana izao. Zaza efatra be izao no indray tsy hita tao anatin’ny iray volana ary saika teny amin’ny “Bord de la mer” avokoa no nahavery azy ireo. Ramatoa iray mpivarotra zava-pisotro eo amin’ity faritra ity no very zanaka lahy kely efa-taona. Niaraka taminy teo am-pivarotana io zaza io no nanjavona tampoka. Nikasa hamono tena io ramatoa very zanaka io ka nobahanany avokoa ny arabe rehetra ary saika hitsambikina amin’ireo fiara izay mandalo izy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT