• Talata 13 Mey 2014
Actualités.Club Soroptimist Antsirabe Namoaka mpiofana vehivavy

Anisan’ireo fikambanana mpanao asa soa mifantoka tanteraka amin’ny fanohanana ny vehivavy ny Club Soroptimist International ao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Mey 2014
Actualités.Lazaina sy ny kolontsainy Nanaovana fanadihadiana haparitaka ho an’ny taranaka

Vela-kevitra miavaka omaly no notontosaina tetsy amin ny Faculté de Théologie Ambatonakanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Mey 2014
Actualités.Marovato –Andilamena Mpibizina novonoin’ny dahalo

Miverina faritra mena amin’ny asan-jiolahy ankehitriny ny Distrikan’Andilamena. Lasibatra amin’izany ireo mpanao aferam-bolamena sy ny mpivaro-mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Mey 2014
Actualités.Fihinanana soka-dranomasina 42 naiditra hopitaly ary 5 no maty tao Antsahanitia

50 mahery ireo olona narary vokatry ny fihinanana soka-dranomasina antsoina hoe Fano nanomboka ny sabotsy 10 mey lasa teo tao amin’ny Fokontanin’Antsahanitia, Kaomininaa Belobaka, Distrikan’i Mahajanga II.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Mey 2014
Actualités.Tolagnaro Tra-tehaka ny jiolahy efatra mpampihorohoro

Ny zoma teo, raha niverina avy nanatitra fiarakodia tany amin’ny toeram-piasany tao Esokaka ity tovolahy iray no saika hanaovan’ny andian-jatovo mirongo zava-maranitra angaredona. Mbola herotrerony satria manodidina ny 16 ka hatramin’ny 18 taona eo izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT