Actualités

Club Soroptimist Antsirabe Namoaka mpiofana vehivavy


  • Talata 13 Mey 2014

Anisan’ireo fikambanana mpanao asa soa mifantoka tanteraka amin’ny fanohanana ny vehivavy ny Club Soroptimist International ao Antsirabe.

 Manolotra fiofanana isan-karazany izy ireo izay miompana amin’ny fahandroan-tsakafo sy fanaovana mofomamy ka namoaka mpiofana indray ny faran’ny herinandro lasa teo tao amin’ny Centre Monique Radert. Andiany faha-5 ireo niofana momba ny fanamboarana mofomamy ary andiany faha-17 kosa teo amin’ny fiofanana momba ny fahandroan-tsakafo izay nisalotra ny anarana «Tsiky sy Finaritra». Nitady vatsim-pianarana ho an’ireo ankizy sahirana mianatra ao amin’ny Lisea André Resampa koa ny fikambanana ka nanolotra tamin’ity fotoana ity ny ampahany farany azo tamin’ny firenena Norvezianina mitentina 400 000 Ariary ho an’ny mpianatra iray ao amin’ity lisea ity.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT