• Alatsinainy 19 Mey 2014
Actualités.«Opération Coup d’arrêt» «Aoka tsy ho fanararaotana ny any ambany ravinkazo», hoy i Perle Zafinandro

Mahakely finoana ny hiverenan’ny fandriampahalemana ao anatin’ny fotoana fohy any amin’iny Faritra Anôsy iny raha tsy misy ny fandavantenan’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2014
Actualités.Pelaka Manohitra ny fanilihana azy

Andro manerantany iadiana amin’ny fanenjehana ny fiarahan’ny samy lahy sy samy vavy ny sabotsy lasa teo ary sambany nankalaza izany ny fikambanana MSM izay ivondronan’ireo pelaka ahitana ny lahy miaraka amin’ny lahy sy vavy miaraka amin’ny vavy, ny sarimbavy sy sarindahy ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Mey 2014
Actualités.Zaza sampona vao teraka Tokana ny masony, tsy misy orona ary nisy filahiana ny handriny

Tranga tena nanaitra no niseho tao amin’ny Hopitaly Loterana Andranomadio Antsirabe satria dia nisy zaza teraka sampona tao. Nanaitra ny mpitsabo izay nisahana izany ny fahitana fa tsy mitovy amin’ny zaza rehetra ity teraka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Mey 2014
Actualités.Zandary sy polisy amin’ny RN7 Tsy miafina intsony maka vola amin’ny fiara mandalo

Vaky tako-kenatra ary tsy miafina intsony ireo mpitandro filaminana sasany manao sakana sy mandrindra ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena fahafito maka vola amin’ireo fiara taksiborosy imason’ny mpandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Mey 2014
Actualités.Antsohihy Notokanana ny tranon’ny CNaPS

Notokanana omaly zoma ireo tranon’ny CNaPS ao Andongona Antsohihy. Tonga nitokana izany ny Minisitry ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy Maharante Jean de Dieu.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Mey 2014
Actualités.Raharaha BICM Hidina an-dalambe ireo mpanana petra-bola

Mahatsiaro ho tsy misy mpihaino ireo mpikambana manana petra-bola tao amin’ny banky BICM (Banque Industrielle et Commerciale de Madagascar) manana ny foibeny etsy Soarano, ka dia hiditra amin’ny dingana avoavo kokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT