Actualités

Raharaha BICM Hidina an-dalambe ireo mpanana petra-bola


  • Zoma 16 Mey 2014

Mahatsiaro ho tsy misy mpihaino ireo mpikambana manana petra-bola tao amin’ny banky BICM (Banque Industrielle et Commerciale de Madagascar) manana ny foibeny etsy Soarano, ka dia hiditra amin’ny dingana avoavo kokoa.

 Mikasa ny hilahatra sady hitondra sorabaventy miainga avy eny Soarano, mipaka eny Tsimbazaza misy ny toeram-ponenan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina izy ireo hampahafantarana fa mila vahaolana mikasika ny nanakatonana an’ity banky ity, nefa ny volan’izy ireo mihitsoka ao nefa tsy misy antoka ny hanonerana azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT