- Zoma 23 Mey 2014
Actualités.P.S.H. Pro Betsiboka Hanolotra ny mamy ho an’ireo reny any Betsiboka
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Anisan’ireo Raiamandreny tranainy nanajary ny tany voalohany tetsy Ankadimbahoaka, toerana nisian’ny fandravan-trano ny alatsinainy 19 mey teo, i dadabe Razafiarivony Rémi sy mamabe Razanatoandro Delphine vadiny.
Hamaky ny tohinyLatsa-dranomaso ireo tanora mpianatra teratany amerikanina mivahiny eto Antananarivo raha nentin’ny fikambanana Hafari Malagasy nitsidika tampotampoka ny toerana misy ireo tsy manan-trano hialofana sy mpatory an-dalana tetsy La Réunion kely Ampefiloha sy teny ampitan’ny hopitaly HJRA Ampefiloha/Anosy ny talata alina teo.
Hamaky ny tohinyNitafa tamin’ny mpanao gazety ireo mpiasa voaroaka tao amin’ny orinasa Cotona Antsirabe ny faran’ny herinandro lasa teo, nitaraina fa efa 12 taona izao no nandroahana azy ireo tao amin’ity orianasa ity kanefa dia tsy mbola nisitraka ny onitra tokony ho azony tamin’izany hatrany izy ireo.
Hamaky ny tohinyTrangam-piarahamonina hafa kely ity. Izy mivady no niady ka ny zaza tsy manan-tsiny no naratra tsy fidiny voadaroka.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny