Actualités

Toamasina Tsy voafehy ny asan-jiolahy, nosoloina ny kaomisera


  • Alakamisy 22 Mey 2014


 Tao anatin’ny volana mey 2014 ity no tena nirongatra izaitsizy ny asan-jiolahy tao Toamasina. Vokany, manomboka ny fanovana ireo tompon’andraikitry ny filaminana ao Toamasina. Fantatra izao fa nosoloina ny kaomisera misahana ny tanànan’i Toamasina renivohitra, ny Jly Ramananandro Gabriel, izay efa nampahafantarana ny fanovana azy, sy ny kaomisera Manitra izay efa nampahalalana ihany koa ny andraikiny vaovao. Ho an’ny vahoaka anefa dia tsy ny fanovana mpibaiko no tena zava-dehibe fa ny fifehezana ireo andian-jiolahy mpitondra basy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT